-x-antambahoaka_2th_text_reg/01/03.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 3 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa.\v 4 Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo.\v 5 Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo anareo.