\v 4 anay de managna fahatokisana amin'ny Tompo mikasika anareo, mba hagnamboaranareo sady hanohizanareo ny raha nibekoanay anareo. \v 5 Mba hotaritin'ny Tompo anie ny fonareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra mban'ny fiaretan'i kristy.