\v 5 Adignonareo ma fa tamin'zaho vô niaraka taminareo de efa nizaka an'zany raha zany? \v 6 Amin'zao de fantatrareo hoe ino no mitana an'azy, mba hagnatoroany amin'ny fotôna raika mam-pety an'zany my.\v 7 Fa ny raha navonin'ny fandikan-dalàna de efa miasa, misy olona raika my manakana an'zany amin'zao mandra-pagnalana an'azy teo amin'ny lalàna.