\v 1 Amin'zao ny fahatongavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena sy ny nagnotroana antsena agnaraka an'Azy: magnotany anareo zahay, ry rahalay,\v 2 mba tsy mora elignelegnina na hagnorohoro anareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy zay kara ny hoe avy aminay, noho ny vokatry ny fihavian'zany andron'ny Tompo zany.