From fe8a79d4d6cd7e03876985faa76f8e2bc58a29fb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 10:32:43 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 7319caa..c3bcab5 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa andro aman \ No newline at end of file +Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa sortra \ No newline at end of file