auto save
This commit is contained in:
parent
7614c9c3dc
commit
ef722898d7
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena.\v 15 Ka nony zany, ry rahalay, miorena tsara. Tano ny marina zay nampianarina anareo. Na tamin'ny teny zany na tamin'ny taratasinay.
|
\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena.\v 15 Ka nony zany, ry rahalay, miorena tsara. Tano ny marina zay nampianarina anareo. Na tamin'ny teny zany na tamin'ny taratasinay.
|
Loading…
Reference in New Issue