auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 09:37:43 -04:00 committed by root
parent d320213aed
commit aba996411c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voni
Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy T