From 78e85661e18923c517771adee97a768efc4722b7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 05:45:06 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index c74ee08..ab9c00b 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tamin'ny Fiangonanan \ No newline at end of file +Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tamin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra. \ No newline at end of file