auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 05:45:09 -04:00 committed by root
parent f4bb5a1140
commit 6688ce431f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. \v 4 Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tamin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra.
\v 3 Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. \v 4 Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra.