auto save
This commit is contained in:
parent
fe8a79d4d6
commit
612f7319da
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa sortra
|
Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo
|
Loading…
Reference in New Issue