auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 10:55:29 -04:00 committed by root
parent bc366e3a71
commit 5913f2e9f8
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba hitovy aminay anareo.
\v 6 Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. \v 7 Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. \v 8 Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. \v 9 Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba hitovy aminay anareo.

View File

@ -1 +1 @@
ndreka niaraka taminareo izahay, de nibeko anareo hoe: "Na misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony hihinagna izy." Fa maregny izahay fa miraviravy tagnana ny sanagny aminareo. Tsy miasa iary zareo fa mpitsabaka. Amin'izao ny olona karan'izany de bekoinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo, mba hiasa am-pahanginana sady hihinagna ny haninan'iary zareo manokana.
\v 10 \v 11 \v 12 ndreka niaraka taminareo izahay, de nibeko anareo hoe: "Na misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony hihinagna izy." Fa maregny izahay fa miraviravy tagnana ny sanagny aminareo. Tsy miasa iary zareo fa mpitsabaka. Amin'izao ny olona karan'izany de bekoinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo, mba hiasa am-pahanginana sady hihinagna ny haninan'iary zareo manokana.

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo, ry rahalahy, de aza mamoy fo amin'ny fagnamboarana an'ny zegny marina. Na misy magnaraka ny zakantsena amin'ity tarataay ity, de aseo marika amason'olona izy sady aza managna fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. Aza resina ho fahavalo izy, fa hanaro karan'ny rahalahy.
\v 13 \v 14 \v 15 Fa anareo, ry rahalahy, de aza mamoy fo amin'ny fagnamboarana an'ny zegny marina. Na misy magnaraka ny zakantsena amin'ity tarataay ity, de aseo marika amason'olona izy sady aza managna fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. Aza resina ho fahavalo izy, fa hanaro karan'ny rahalahy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Tompon'ny fiadanana ane hagnome fiadanana anareo amin'ny fotoana mban'ny fomba maro be. Ho aminareo maro be ane ny Tompo. Ity no fagnamboarako veloma,izaho Paoly, tamin'ny tagnako, zegny famantarana amin'ny taratasy maro be. Izao no soratrako. Ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena ane o aminareo maro be.
\v 16 \v 17 \v 18 Fa ny Tompon'ny fiadanana ane hagnome fiadanana anareo amin'ny fotoana mban'ny fomba maro be. Ho aminareo maro be ane ny Tompo. Ity no fagnamboarako veloma,izaho Paoly, tamin'ny tagnako, zegny famantarana amin'ny taratasy maro be. Izao no soratrako. Ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena ane o aminareo maro be.