Sun Nov 17 2019 17:40:34 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:40:35 -08:00
commit 4378d5a734
22 changed files with 53 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, sy Silasy, de Timoty, ho agny amin'ny fiangonan'ny Tesalôniana ao amin'Andriamanitra Ibantseka sy Jesôsy Tompo. \v 2 Ho aminareo ane ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Iabantsena sy Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa.\v 4 Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo.\v 5 Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo anareo.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Marina amin' Andriamanitra ny hamaly fijaliana zay nampijaly anareo, \v 7 sady hagnome fitsaharana ho anareo zay nampijaliana taminay. Ho amboariny zany amin'ny fisehoan'i Jesôsy Tompo avy agny an-danitra miaraka amin'iregny anjelin'ny heriny. \v 8 Ao amin'ny afo tsy mety maty no hagnamboarany valifaty amin'iregny zay mahantatra an 'Andriamanitra sady amin'iregny zay tsy magneky ny filazantsaran'i Jesôsy Tompontsena.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 ry zareo de hijaly amin'ny famaizan'ny fagnapotehana mandrakizay lavitra ny fagnatrehan'ny tompo sy ny voninahitrany heriny. \v 10 Hagnano an'zany izy ndreka avy amin'zany andro zany mba hagnomezany olony voninahitra azy sady higagan'iary zareo marobe zay nino. Fa ninoanareo ny fitsangananay vavolombelona.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nony zany de mivavaka fehizay ho anareo my koa zahay. Mivavaka zahay mba ho tsara ny hangalan'Andriamanitra antsena amin'ny fiantsoana anareo. Mivavaka zahay mba hataony amin'ny heriny ny fagnirianareo ny fahatsarana sy ny asan'ny finoana marobe.\v 12 Mivavaka ho an'zany raha zany zahay mba omenareo voninahitra ny agnaran'i Jesôsy Tompontsena. Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra atsena sy Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
2 Tesaloniana Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amin'zao ny fahatongavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena sy ny nagnotroana antsena agnaraka an'Azy: magnotany anareo zahay, ry rahalay,\v 2 mba tsy mora elignelegnina na hagnorohoro anareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy zay kara ny hoe avy aminay, noho ny vokatry ny fihavian'zany andron'ny Tompo zany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. \v 4 Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra izy sady magnatoro ny tegnany ôtran'Andriamanitra.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Adignonareo ma fa tamin'zaho vô niaraka taminareo de efa nizaka an'zany raha zany? \v 6 Amin'zao de fantatrareo hoe ino no mitana an'azy, mba hagnatoroany amin'ny fotôna raika mam-pety an'zany my.\v 7 Fa ny raha navonin'ny fandikan-dalàna de efa miasa, misy olona raika my manakana an'zany amin'zao mandra-pagnalana an'azy teo amin'ny lalàna.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Aveo ny tena mpadika lalàna de haseho, zay hovonin'i Jesôsy Tompo ny fofognaigny ny vavany. Ny Tompo de hitondra an'azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fahatongavany. \v 9 Ny fiavian'ny tena mpandika lalàna de noho ny asan'ny Satana miaraka amin'ny hery marobe, iregny famantarana, de iregny fahagagana tsy marina, \v 10 sady miaraka amin'ny fitaka marobe ny amin'ny tsy fahamarinana. Zany raha zany de ho an'iregny zay very, satria iary zareo de tsy nagnalaka ny fitiavan'ny fahamarinana mba hamonjena an'iary zareo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nony zany antony zany de mandefa asan'ny fahadisoana Andriamanitra mba hinoan'iary zareo afetsy.\v 12 Vokatr'zany de ho tsaraina aby iary zareo marobe, iregny tsy mino ny fahamarinana de magnala fafinaretana amin'ny tsy fahamarinana.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa zahay de tokony magnome fisôrana an'Andriamanitra fehizay ho anareo, rahalay notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra nifidy anareo kara an'iregny voaloham-bokatra ho an'ny famonjena amin'ny fagnamasinana ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. [fagnamarinana: ny dikan-teny hafa de vakina ôtran'zao: "Fa Andriamanitra de nifidy anareo hatramin'ny voalohanyho amin'ny famonjena]. \v 14 Zany no nagnatsovana anareo tamin'ny filazantsaranay mba azahoanareo ny voninahitr'i Jesôsy Kristy Tompontsena.\v 15 Ka nony zany, ry rahalay, miorena tsara. Tano ny marina zay nampianarina anareo. Na tamin'ny teny zany na tamin'ny taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Amin'zao de aoka i Jesôsy Kristy Tompontsena, de Andriamanitra Iabantsena zay tentsika sy nagnome antsena fampaherezana mandrakizay sy ny fahatokiana tsara ho tonga amin'ny alalan'ny fahasoavana, \v 17 hampahery sady hametraka ny fonareo amin'ny asa tsara marobe sy ny teny.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
2 Tesaloniana Toko Faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \vAmin'izao, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba hiderana sy hagnomezana voninahitra ny zakan'ny Tompo, de karan'izany my koa aminareo. 2\v Mivavaha mba ho afaka amin'ny ratsy fagnahy mban'ny olona ratsy anay, tsy olona aby io de manana finoanar. 3 \v Fa ny Tompo ndreka de mahatoky,zay magnamafy tsara sady miambonga anareo amin'ny ratsy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v Fa anay de managna fahatokisana amin'ny Tompo mikasika anareo, mba hagnamboaranareo sady hanohizanareo ny raha nibekoanay anareo. 5 \v De mba hotaritin'ny Tompo anie ny fonareo ho amin'ny fitiavanandriamanitra mban'ny fiaretan'ni kristy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. \v 7 Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. \v 8 Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. \v 9 Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba hitovy aminay anareo.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 ndreka niaraka taminareo izahay, de nibeko anareo hoe: "Na misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony hihinagna izy." \v 11 Fa maregny izahay fa miraviravy tagnana ny sanagny aminareo. Tsy miasa iary zareo fa mpitsabaka. \v 12 Amin'izao ny olona karan'izany de bekoinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo, mba hiasa am-pahanginana sady hihinagna ny haninan'iary zareo manokana.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa anareo, ry rahalahy, de aza mamoy fo amin'ny fagnamboarana an'ny zegny marina. \v 14 Na misy magnaraka ny zakantsena amin'ity ratasy ity, de aseo marika amason'olona izy sady aza managna fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. \v 15 Aza resina ho fahavalo izy, fa hanaro karan'ny rahalahy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa ny Tompon'ny fiadanana ane hagnome fiadanana anareo amin'ny fotoana mban'ny fomba maro be. Ho aminareo maro be ane ny Tompo. \v 17 Ity no fagnamboarako veloma,izaho Paoly, tamin'ny tagnako, zegny famantarana amin'ny taratasy maro be. Izao no soratrako. \v 18 Ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena ane o aminareo maro be.

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> bb7fb6d3e2bf9af6b65a30b9d4d7a890a207205a

View File

@ -32,6 +32,29 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD100"
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-09",
"01-11",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-13",
"03-16",
"03-10",
"02-title",
"01-title"
]
}