diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index a619f45..670edd3 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Amin'izao, de mandidy anareo amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena izahay ry rahalahy mba hoenga amin'ny rahalahy zegny miaigna agnatin'ny faholena sady tsy magnaraka ny fomban-drazagna zegny nalainareo taminay. Fa ndre anareo n ny tegnareo de mafantatra fa mety aminareo mihitsy ny mangala kara anay. Tsy niaigna tagnivonareo karan'ny zegny tsy nanagna fitsipika izahay. Tsy nihinagna hanin'olona tsy naloha vola izahay. Fa, niasa na andro alina tamin'ny asa soratra koza mban'ny raha sarotra izahay, amin'izay tsy ho entagna mavesatra ho an'ny tsiraidraika aminareo. Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnana fahefana no nagnamboaranaan'izany. Fa, nagnano an'izany koza mba no fitaratra ho anareo, ka mba hitovy aminay anareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt new file mode 100644 index 0000000..3878c69 --- /dev/null +++ b/03/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +ndreka niaraka taminareo izahay, de nibeko anareo hoe \ No newline at end of file