From 209047b20ff90f1b2a6ccc8724afecb45f4196b8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 05:45:06 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 01/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 7a72172..0a5246b 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo anareo. \ No newline at end of file