auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 05:45:06 -04:00 committed by root
parent 1e2989642c
commit 1b31e0d3ca
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de
Aza magneky ho fitain'olona anareo na amin'ino na amin'ino. Fa tsy ho tonga zany naha tsy afaran'ny fahatongavan'ny fahalavoana, sady ny lilay mpandika lalàna de atoro, ny zanaky ny fahasimbana. [Fagnamarinana: ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky hoe: "ka ny lilay mpanota de atoro"]. Izy no manohitra sy magnambony ny tegnany amin'ny marobe hatao hoe Andriamanitra na zay ivavahana. Vokatr'zany, de nipetraka tamin'ny Fiangonanan