auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 09:55:31 -04:00 committed by root
parent 43f555f7b7
commit 1080b4a386
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'izao, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba hiderana sy anomezanaena voninahitra ny zakan'ny Tompo, de karan'izany my koa aminarewo. Mivavaha mba ho afaka amin'ny ratsy fagnahy sy ny olona ratsy anay, tsy olona aby io de manana finoanar. Fa ny Tompo ndreka de mahatoky,zay magnamafy tsara sady miambonga anareo amin'ny ratsy.
Amin'izao, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba hiderana sy hagnomezana voninahitra ny zakan'ny Tompo, de karan'izany my koa aminareo. Mivavaha mba ho afaka amin'ny ratsy fagnahy mban'ny olona ratsy anay, tsy olona aby io de manana finoanar. Fa ny Tompo ndreka de mahatoky,zay magnamafy tsara sady miambonga anareo amin'ny ratsy.