-x-antambahoaka_2th_text_reg/01/06.txt

1 line
392 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 11:47:43 +00:00
Marina amin' Andriamanitra ny hamaly fijaliana zay nampijaly anareo, sady hagnome fitsaharana ho anareo zay nampijaliana taminay. Ho amboariny zany amin'ny fisehoan'i Jesôsy Tompo avy agny an-danitra miaraka amin'iregny anjelin'ny heriny. Ao amin'ny afo tsy mety maty no hagnamboarany valifaty amin'iregny zay mahantatra an 'Andriamanitra sady amin'iregny zay tsy magneky ny filazantsaran'ny