-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/17.txt

1 line
253 B
Plaintext

Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo