-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/12.txt

1 line
360 B
Plaintext

Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo