-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/12.txt

1 line
579 B
Plaintext

Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafon