1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
Nenga tamin'ny lala-mahitsy iary zareo. Nanjary nivilika iary zareo, de nagnaraka ny lalagnan'i Balama zanakan'i Beora, zay tia ny tambin'ny tsy fahamarinana. (Fagnamarihana: ny dikan-teny sanagny de mivaky karan'izao: "Balama, zanak'i Bosora.") Fa nahazo zaka mafy izy satria nandika làna raika tagny. Nisy |