-x-antambahoaka_2pe_text_reg/03/11.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 11 Ka raha ho levogna karan'izany zao raha marobe zao, de tokony ho olona magnano akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasinana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. \v 12 Tokony hagnantegna sady hampalakilaky ny feven'ny andron'Andriamanitra anareo. Amin'izany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ny raha marobe de hitagnempo amin'ny hafanam-be. \v 13 Fa araka ny fampagnantegnany, de madigny ny lanitra mban'ny tany vaovao, zay hitomeran'ny fahamarinana.