-x-antambahoaka_2pe_text_reg/03/10.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 10 Na de zany aza, ho avy karan'ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lanitra de tsy ho hita miaraka amin'ny feo mafy. Ny raha marobe de ho main'ny afo, de ny tany mban'ny zegny asa amin'azy ao de zakaina amin'izany koa. (Fagnamarihana: Ny dikan -teny sanagny de mivaky karan'izao: "Ny raha marobe de ho main'ny afo, ka ny tany mban'ny zegny asa amin'azy ao de orôna aby.")