-x-antambahoaka_2pe_text_reg/03/03.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 3 Fantaro aloaky izao, fa ny mpaningatsinga de ho avy amin'ny andro farany. Iary zareo de hagneso ka hagnano zegny teteny atao. \v 4 Iary zareo de hizaka hoe: " Aza ny fampagnantegnana ny amin'ny feregnany? Fa hatramin'izay nahafaty ny razambe, de tsy niova ny raha marobe, aika na hatramin'ny fanombohan'izao tontolo izao aza."