-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/17.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 17 Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. \v 18 Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo. Iary zareo de mitondra ny olona zegny miezaka milefa ny zay miaigna amin'ny fahadisôna. \v 19 Iary zareo de mampagnantegna fahafahana ho an'iary zareo, kanefa izy tegnany sady de andevon'ny fahalotoana. Fa ny olona de andevon'ny zegny marobe maharesy an'azy.