-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/15.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 15 Nenga tamin'ny lala-mahitsy iary zareo. Nanjary nivilika iary zareo, de nagnaraka ny lalagnan'i Balama zanakan'i Beora, zay tia ny tambin'ny tsy fahamarinana. (Fagnamarihana: ny dikan-teny sanagny de mivaky karan'izao: "Balama, zanak'i Bosora.") \v 16 Fa nahazo zaka mafy izy satria nandika làna raika tagny. Nisy briky môna nizaka tamin'ny feon'olombelona nagnajanogna ny adalan'ny mpaminany.