-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/10.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 10 Tena marina tegnany izany ho an'ny zegny manohy amin'ny fagniriana ratsin'ny nofo sady magnano tsinontsinona ny fahefana. Mahasahy sady matoky tegna iary zareo. Iary zareo de tsy matahotra hizaka ratsy ny be voninahitra. \v 11 Ny anjely de managna hery mban'ny fahefana be, fa iary zareo d tsy mitondra fitsaràna maniratsira manohitra an'iary zareo amin'ny Tompo.