-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/07.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 7 Fa i Lota marina, zay nampijalena tamin'ny fitondran-tegnan'iary zareo tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa lilahy marina zany, zay niaigna niaraka tamin'iary zareo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnahin'ny fahamarinana avy amin'ny raha hitany sady regniny. \v 9 Fantan'ny Tompo ny fomba hamonjena ny olona tsara fagnahy amin'ny fitsapana, mban'ny fomba hitànana ny olona tsy marina ho amin'ny fagnasazena amin'ny andro fitsaràna.