-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/04.txt

1 line
791 B
Plaintext

\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo amin'ny anjely zegny nanota. Nefa koza natolony hoa amin'ny vilagny tany iary zareo mba ho voatazogna amin'ny gadran'ny fahamizignana mandra-peven'ny fitsaràna. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky karan'izao: "Mba ho fatorana amin'ny lavakan'ny fahamizignana mandra-pihavian'ny fitsaràna.") \v 5 Sady my koa, ts namela an(izao tontolo izao taloha Izy. Nefa koza, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, ndreka nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagnahy tamin'izao tontolo izao teto izy. \v 6 Andriamanitra my koa de nagnano ny tanànan'i Sôdôma sy Gômôra hanjary lavenona sady nagnameloka an'iary zareo ho amin'ny fagnapotehana; kara ny ohatra amin'ny zegny hitranga amin'ny ratsy fagnahy.