-x-antambahoaka_2pe_text_reg/02/01.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 1 Ny mpaminany sandoka de tonga tamin'olona, de ny mampianatra sandoka my koa de ho avy aminareo eo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika iary zareo io, sady handà ny Tompo aby zegny nividy an'iary zareo. Iary zareo de mitondra fahapotehana malaky amin'iary zareo. \v 2 Maro ny hagnaraka ny fijejojejoan'iary zareo, de avy amin'ny alalagn'iary zareo no hizakana ratsy ny lalagnan'ny fahamarinana. \v 3 Amin'ny fieremana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny zaka mamitaka. Tsy ho ela fagnasaziana an'iary zareo io; tqy mandry ny fahapotehan'iary zareo io.