-x-antambahoaka_2pe_text_reg/01/19.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 19 Antsena de managna an'ity teny faminanena zay efa namboarina ho amafy orina ity.Tokony hitandrina an'izany tsara anareo. Izany de karan'ny jiro mazava agnatin'ny izigna mandra-peven'ny mandraigna mban'ny kintanan'ny mandraigna miposaka am-ponareo. \v 20 Fantaro aloha izao, fa tsisy faminanena avy amin'ny famoan-kevitran'ny olona. \v 21 Fa tsisy faminanena avy tamin'ny sitrapon'ny olona. Fa koza, nitarihan'ny Fagnahy Masina izy io mba hizaka zegny nizakain'Andriamanitra.