-x-antambahoaka_2pe_text_reg/01/16.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 16 Fa izahay de tsy magnaraka angano tsara rafitrazegny noforognina ndreka nikoragna taminareony momban'ny hery mban'ny nisehoan'i Jeŝosy Kristy Tompontsena. Fa koza, izahay de vavolombelona nahita ny fiandrianany. \v 17 Fa Izy de navôray laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Aba ndreka nisy feo tonga tamin'Azy tamin'ny voninahitra tena lehibe hoe: "Ity no Zanako tena teko, sady tena sitrako." \v 18 Naregny an'ny feo avy tagny an-danitra zany zahay, ndreka niaraka tamin'Azy tegny an-tendrombohitra masina.