-x-antambahoaka_2pe_text_reg/01/05.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 5 Noho izany, magnova ny trano tsara mba hagnampena fahatsarana amin'ny alaln'ny finônanareo, sady amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. \v 6 Amin'ny alalan'ny fahalalanareo, magnampia fahonognam-po, magnampia fiaretana, de amin'ny alalan'ny feretanareo, magnampia toe-pagnahy. \v 7 Amin'ny alalan'ny toe-pagnahinareo,,magnampia fitiavana rahalahy, sady amin'ny alalan'ny fitiavana rahalahy, magnampia fitiavana.