\v 8 Raha ao aminareo izy io sady mitombo aminareo, de tsy hamoa na tsy hamokatra an'i fahalalana an'i Jesôsy Kristy Tompontsena anareo. \v 9 Fa na iza na iza tsy ampy ny raha io de tsy mahita afa-ts zegny akeky; jamba izy. Nadignoiny ny fanadiovanaazy tamin'ny fahotany taloha.