auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 10:52:36 -05:00 committed by root
parent f92975ec25
commit f098f9192f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo
Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo. Iary zareo de mitondra ny olona zegny miezaka milefa ny zay miaigna amin'ny fahadisôna Iary zareo de mampagnantegna fahafahana ho an'iary zareo, kanefa izy