From e9a057aa5fd99bac291efcb7213b69cf8107014f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 14 Dec 2019 10:35:26 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index a894fa2..9053077 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafon \ No newline at end of file +Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafom-pifankatiavana.") Adalam-behivavy mijangajanga \ No newline at end of file