diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index a894fa2..9053077 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafon \ No newline at end of file +Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafom-pifankatiavana.") Adalam-behivavy mijangajanga \ No newline at end of file