auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 09:48:49 -05:00 committed by root
parent d7f943f22a
commit dfe7efe6f6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ndre de iza ndre de iza afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao amin'ny alalagnan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesôsy Kristy Mpamonjy, ary aveo de mierigna amin'ny fahalotoana ndreka, de hanjary ratsy noho ny toe-draharaha vôlohany ny toe-draharaha farany. \v 21 Aleon'iary zareo ny tsy mahafantatra ny lalan'ny fahamarinana nohon'ny mahafantatra izany de hivadika amin'ny didy masina nomen'ny an'iary zareo. \v 22 Marinaa ho an'iary zareo ity ohabolagna ity hoe: "Ny amboa no mierigna amin'ny loany. Ny kisoa efa nisasa mierigna mihoso-potaka."
\v 20 Ndre de iza ndre de iza afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao amin'ny alalagnan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesôsy Kristy Mpamonjy, ary aveo de mierigna amin'ny fahalotoana ndreka, de hanjary ratsy noho ny toe-draharaha vôlohany ny toe-draharaha farany. \v 21 Aleon'iary zareo ny tsy mahafantatra ny lalan'ny fahamarinana nohon'ny mahafantatra izany de hivadika amin'ny didy masina nomen'ny an'iary zareo. \v 22 Marina ho an'iary zareo ity ohabolagna ity hoe: "Ny amboa no mierigna amin'ny loany. Ny kisoa efa nisasa mierigna mihoso-potaka."