auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 07:18:47 -05:00 committed by root
parent 2aec75c65c
commit ba9a00bdc6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Antsena de managna an'ity teny faminanena zay efa namboarina ho amafy orina ity.Tokony hitandrina an'izany tsara anareo. Izany de karan'ny jiro mazava agnatin'ny izigna mandra-peven'ny mandraigna mban'ny kintanan'ny mandraigna miposaka am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsisy faminanena avy amin'ny famoan-kevitran'ny olona. Fa tsisy faminanena avy tamin'ny sitrapon'ny olona. Fa koza, nitarihan'ny Fagnahy Masina izy io mba hizaka zegny nizakain'Andriamnitra
Antsena de managna an'ity teny faminanena zay efa namboarina ho amafy orina ity.Tokony hitandrina an'izany tsara anareo. Izany de karan'ny jiro mazava agnatin'ny izigna mandra-peven'ny mandraigna mban'ny kintanan'ny mandraigna miposaka am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsisy faminanena avy amin'ny famoan-kevitran'ny olona. Fa tsisy faminanena avy tamin'ny sitrapon'ny olona. Fa koza, nitarihan'ny Fagnahy Masina izy io mba hizaka zegny nizakain'Andriamanitra