auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 10:15:25 -05:00 committed by root
parent 7f7b5bfaef
commit 9705adb1bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'izany, anareo teko, satria magnantegna an'izany raha izany anareo, magnamboara ny tena tsara avy agny aminareo mba tsy ho hisy tasy sady tsy hanantsigny eo amasony, am-piadanana, sady koa,eritrereto ny fadigniasan'ny Tompontsena amin'ny famonjena, kara ny nisoratan'i Paoly rahalahy te-ntsena taminareo, araka ny fahendrena zay nomena anazy. Paoly de mikoragna an'izany raha izany amiun'ny taratasiny marobe, zay misy raha sarotra takarina. Olona tsy managna fahalalana sady tsy mba matrana no magnova n'io raha io;
Amin'izany, anareo teko, satria magnantegna an'izany raha izany anareo, magnamboara ny tena tsara avy agny aminareo mba tsy ho hisy tasy sady tsy hanantsigny eo amasony, am-piadanana, sady koa,eritrereto ny fadigniasan'ny Tompontsena amin'ny famonjena, kara ny nisoratan'i Paoly rahalahy te-ntsena taminareo, araka ny fahendrena zay nomena anazy. Paoly de mikoragna an'izany raha izany amiun'ny taratasiny marobe, zay misy raha sarotra takarina. Olona tsy managna fahalalana sady tsy mba matrana no magnova n'io raha io; kara