From 7c9b0933f79acee0264abde319798c277b1ad322 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 14 Dec 2019 09:48:49 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index 87aac0b..8e6b55c 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo. Iary zareo de mitondra ny olona zegny miezaka milefa ny zay miaigna amin'ny fahadisôna Iary zareo de mampagnantegna fahafahana ho an'iary zareo, kanefa izy tegnany sa \ No newline at end of file +\v 17 Io olona io de karan'ny lohataona tsisy oragna. Karan'ny rahogna indosin'ny tafio-drivotra iary zareo. Natokana ho an'iary zareo ny hamizignana matevina. \v 18 Mizaka tsy am-peverana iary zareo. Mitondra ny olona amin'ny alalagnan'ny filàn'ny nofo iary zareo. Iary zareo de mitondra ny olona zegny miezaka milefa ny zay miaigna amin'ny fahadisôna. \v 19 Iary zareo de mampagnantegna fahafahana ho an'iary zareo, kanefa izy tegnany sady de andevon'ny fahalotoana. Fa ny olona de andevon'ny zegny marobe maharesy an'azy. \ No newline at end of file