auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 10:02:36 -05:00 committed by root
parent 0ecfdd4683
commit 79ee84a23d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Andriamanitra tsy namindra fo amin'ny anjely zegny nanota. Nefa koza natolony hoa amin'ny vilagny tany iary zareo mba ho voatazogna amin'ny gadran'ny fahamizignana mandra-peven'ny fitsaràna. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky karan'izao: "Mba ho fatorana amin'ny lavakan'ny fahamizignana mandra-pihavian'ny fitsaràna.") Sady my koa, ts namela an(izao tontolo izao taloha Izy. Nefa koza, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito
Fa Andriamanitra tsy namindra fo amin'ny anjely zegny nanota. Nefa koza natolony hoa amin'ny vilagny tany iary zareo mba ho voatazogna amin'ny gadran'ny fahamizignana mandra-peven'ny fitsaràna. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky karan'izao: "Mba ho fatorana amin'ny lavakan'ny fahamizignana mandra-pihavian'ny fitsaràna.") Sady my koa, ts namela an(izao tontolo izao taloha Izy. Nefa koza, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, ndreka nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagnahy tamin'izao tontolo izao teto izy. Andriamanitra my koa de nagnano ny tanànan'i Sôdôma sy Gômôra