auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 09:34:12 -05:00 committed by root
parent 7868e6744d
commit 78bcb7bf23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka raha ho levogna karan'izany zao raha marobe zao, de tokony ho olona magnano akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasinana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. Tokony hagnantegna sady hampalakilaky ny feven'ny andorn'Ad
Ka raha ho levogna karan'izany zao raha marobe zao, de tokony ho olona magnano akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasinana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. Tokony hagnantegna sady hampalakilaky ny feven'ny andron'Andriamanitra anareo. Amin'izany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ny raha marobe de hitagnempo amin'ny hafanam-be. Fa araka ny fampagnantegnany, de madigny ny lanitra mban'ny tany vaovao,