auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 07:18:47 -05:00 committed by root
parent 0220daa91c
commit 4f50031d39
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Antsena de managna an'ity teny faminanianazay efa namboarina ho amafy orina ity.Tokony hitandrina an'izany tsara anareo. Izany de karan'ny jiro mazava agnatin'ny izigna mandra-
Antsena de managna an'ity teny faminanena zay efa namboarina ho amafy orina ity.Tokony hitandrina an'izany tsara anareo. Izany de karan'ny jiro mazava agnatin'ny izigna mandra-peven'ny mandraigna mban'ny kintanan'ny mandraigna miposaka am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsisy faminanena avy amin'ny famoan-kevitran'ny olona.