diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index 8dd4cd0..9ff105d 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -Ndre de iza ndre de iza afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao amin'ny alalagnan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesôsy Kristy Mpamonjy, ary aveo de mierigna amin'ny fahalotoana ndreka, de hanjary ratsy noho ny toe-draharaha vôlohany ny toe-draharaha farany. Ale \ No newline at end of file +Ndre de iza ndre de iza afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao amin'ny alalagnan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesôsy Kristy Mpamonjy, ary aveo de mierigna amin'ny fahalotoana ndreka, de hanjary ratsy noho ny toe-draharaha vôlohany ny toe-draharaha farany. Aleon'iary zareo ny tsy mahafantatra ny lalan'ny fahamarinana nohon'ny mahafantatra izany de hivadika amin'ny didy masina nomen'ny an'iary zareo. Marinaa ho an'iary zareo ity ohabolagna ity \ No newline at end of file