auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 09:48:49 -05:00 committed by root
parent da765b75d8
commit 1e546e37e2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Andriamanitra tsy namindra fo amin'ny anjely zegny nanota. Nefa koza natolony hoa amin'ny vilagny tany iary zareo mba ho voatazogna amin'ny gadran'ny fahamizignana mandra-peven'ny fitsaràna. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky karan'izao: "Mba ho fatorana amin'ny lavakan'ny fahamizignana mandra-pihavian'ny fitsaràna.") Sady my koa, ts namela an(izao tontolo izao taloha Izy. Nefa koza, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, ndreka nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagnahy tamin'izao tontolo izao teto izy. Andriamanitra my koa de nagnano ny tanànan'i Sôdôma sy Gômôra hanjary lavenona sady nagnameloka an'iary zareo ho amin'ny fagnapotehana; kara ny ohatra amin'ny zegny hitranga amin'ny ratsy fagnahy
\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo amin'ny anjely zegny nanota. Nefa koza natolony hoa amin'ny vilagny tany iary zareo mba ho voatazogna amin'ny gadran'ny fahamizignana mandra-peven'ny fitsaràna. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mivaky karan'izao: "Mba ho fatorana amin'ny lavakan'ny fahamizignana mandra-pihavian'ny fitsaràna.") \v 5 Sady my koa, ts namela an(izao tontolo izao taloha Izy. Nefa koza, namonjy an'i Noah, izay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, ndreka nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagnahy tamin'izao tontolo izao teto izy. \v 6 Andriamanitra my koa de nagnano ny tanànan'i Sôdôma sy Gômôra hanjary lavenona sady nagnameloka an'iary zareo ho amin'ny fagnapotehana; kara ny ohatra amin'ny zegny hitranga amin'ny ratsy fagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"2pe","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["03-title","03-01","03-03","03-08","03-10","03-11","03-14","03-17","03-05","01-title","01-01","01-03","01-05","01-08","01-10","01-12","01-16","01-19","02-title","02-01"]}
{"project":{"id":"2pe","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["03-title","03-01","03-03","03-08","03-10","03-11","03-14","03-17","03-05","01-title","01-01","01-03","01-05","01-08","01-10","01-12","01-16","01-19","02-title","02-01","02-04"]}