2019-12-12 12:18:47 +00:00
|
|
|
\v 3 Ny raha marobe mahakasika ny herin'Andriamanitra ho an'ny fiaignana mban'ny toe- pagnahy de nomena antsena tamin'ny alaln'ny fahalalana an'Andriamanitra, zegny nagnantso antsena tamin'ny alalan'ny voninahitrany mban'ny fahatsarany manokana. \v 4 Tamin'ny alalan'io, nagnomezany teny fikasana tsara sady lehibe indrindra antsena, mba ho lasa mpizara amin'ny fomban'Andriamanitra anareo, raha milefa fahalotôna zegny ambonin'ny tany noho ny filàn-dratsy.
|