-x-antambahoaka_2pe_text_reg/01/01.txt

1 line
319 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-12 12:18:47 +00:00
\v 1 Simona Petera, mpanompo sy apostôlin'i Jesôsy Kristy, ho an'ny zegny nahazo ny finôna sarobidy kara'ny zegny nalainay finôna amin'ny fahamarinan'ny Andriamanitrantsena sy Jesôsy Kristy Mpamonjy. \v 2 Hampitomboina anie fahasoavana sy fedanana noho ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompontsena.