-x-antambahoaka_2pe_text_reg/03/17.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-12-10 14:34:12 +00:00
\v 17 Amin'izany, anareo teko, satria fantanareo zany raha izany, de tandremo ny tegnanareo mmba tsy ho vaofandriky ny fitakin'ny oloona ratsy fagnahy ka ho very ny fahamarinanareo. \v 18 Fa mitomboa amin'ny fahasoavana mban'ny fahalalana ny Tompontsena sy Jesosy Kristy Mpammonjy antsena. Hoa anazy anie ny voninahitra amin'izao de mandrakizay. Amena!