\v 1 Amin'izao, anareo teko, manoratra ho anareo an'ity taratasy fahariy ity aho ho fampatserovana mba handrisihana ny saignanareo madio, \v 2 mba hatadidiavanaony raha nizakain'ny mpaminany masina tagny mban'ny didin'ny Tompo zay mpamonjy antsena zay nomen'iar y zareo apostolinareo.